"NY MALAGASY ALOHA"

Placer les intérêts et le bien-être des citoyens malagasy au cœur de toutes les décisions et actions gouvernementales
 

Actualités

Suivez-moi

🇲🇬🕌 Eid Mubarak ho anareo mpino silamo rehetra. Mirary fety sambatra ho anareo ary enga anie Allah hankasitraka ny ezaka rehetra ataonareo 🤲🇫🇷🕌 Eid Mubarak à tous les musulmans. Que cette fête soit joyeuse pour vous et qu’Allah accepte tous vos efforts 🤲🇬🇧🕌 Eid Mubarak to all Muslims. May this celebration be joyful for you and may Allah accept all your efforts 🤲#aïd2024#Siteny#Madagascar ... Voir plusVoir moins
View on Facebook
📣📣Maro ireo hosoka manodidina ny fifidianana. 🚫Ny confrontation ny « PV » izay natao omaly dia maneho ny tsy fahatomombanana momba izany. 👉Noho izany dia mitsipaka tanteraka ny valim-pifidianana vonjimaika ny tenako sy ireo mpiara-dia amiko.#Siteny#fifidianana ... Voir plusVoir moins
View on Facebook
📣📣Hametraka taratasy eny anivon’ny CENI izahay manoloana ny hala-bato, ny kolikoly sy ny tsy fahatomombanana maro samihafa nandritra ny fifidianana mba hahafahana miroso amin’ny fampitahana ny « PV » isakin’ny « PV » tsirairay avy. #Siteny#Fifidianana ... Voir plusVoir moins
View on Facebook
😢Ontsa ny fo nahare an’izao fahasalan’ny ranabavy Ninie Doniah izao.Nambaranao tamin’ny fihaonantsika farany fa: « Nogadraina ianao fa tsy migadra »Niady ho an’ny rariny ianao, nitolona ho an’ireo mpiara-belona aminao. 🤍Tsy ho hadinoina ny soa izay navelanao ary miraikitra ato am-ponay mandrakizay ny hafaliana izay nozarainao taminay fony fahavelonao. Mandria am-piadanana ranabavy💐 ... Voir plusVoir moins
View on Facebook